Alahady faha-27 mandavantaona Taona B
Ho toerana hikolokoloana sy hiainana ny maha-iraka ny Eglizy anie ny Fianakaviana Kristianina rehetra.
Ho toerana hikolokoloana sy hiainana ny maha-iraka ny Eglizy anie ny Fianakaviana Kristianina rehetra.
Ankasa Joba 42, 1-17/Salamo 118Tsy ankasa Baròka 4, 5-29/salamo 78Md Lioka 10, 17-24 Ny valisoan’izay manaiky ho iraka dia ny hafaliana amin’ny fandraisana anjara amin’ny asam-pamonjena. Izay mahita ny “vokatra marobe” ihany anefa no afaka mifaly ka manadino ny harerahana…
Ezekiela 36, 23-28Salamo 50Md Matio 22, 1-14 Ny toko faha-21 dia filazana ny fiakarana ao Jerosalema, tananan’i Davida. Tahaka ny fomba fitantaran’i Md Matio ihany dia misy drafitra arahiny ny amin’izany. Asa telo anehoana ny fahefan’ny Mesia ny voalohany: ny…
Izaia 48, 17-19 / Sal 1 / Md Matio 11, 16-19 Modely ho antsika i Jesoa, ilay Mpanavotra. Ny hevitry ny hoe Tompo, mpanavotra (גָּאַל ga’al) izay miverina matetika ao amin’ny Bokin’Izaia (omaly koa tao amin’ny toko 41) dia entina…
Izaia 41, 13-20 / Sal 144 / Md Matio 11, 11-15 Ilay Masin’Israely no mpanavotra anao, ilay Masin’Israely no nahary izao tontolo izao. Eo anatrehan’Andriamanitra dia mahatsiaro tena ho tsinontsinona isika: kankana aho fa tsy olona, voahilikilika sy tondroin’ny olona…
Isaia 40, 25-31 / Sal 102 / Md Matio 11, 28-30 Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hiazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy…
Ezekiela 36, 23-28/Salamo 50 Mpitsara 11, 29-39a/Salamo 39 Md Matio 22, 1-14 Ry sakaiza, nahoana ianao no miditra eto nefa tsy miankanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady? Maimaim-poana ny fiantsoana, ny rehetra no antsoina ka nahoana indray ary no hilàna vaniny…
Ezekiela 34, 1-11/Salamo 22, 1-6Mpitsara 9, 6-15/Salamo 20Md Matio 20, 1-16a Inona ny valisoa ho azonay nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka anao? Hahazo ny denie iray nifanarahana ianao. Denie iray izay ampy hahasambatra anao sy ny ankohonanao. Ny mahagaga…
Ezekiela 28, 1-10/Det 32, 26-36Mpitsara 6, 11-24/Salamo 84Md Matio 19, 23-30 Ny mahantra no handova ny fanjakan’ny Lanitra, ary tsy afaka ny hanompo an’Andriamanitra sy Mamôna miaraka isika. Izay mitoky amin’ny hareny ka manadino an’ilay Loharanon’ny soa rehetra dia tsy…
Ezekiela 12, 1-12/Salamo 77Josoe 3, 7-17 /Salamo 113A Md Matio 18, 21- 19, 1 Tsy tokony mba hamindra fo amin’ny namanao va ianao tahaka ny namindrako fo taminao? Ambaran’ny Evanjely isika mba hitondra tena tahaka ny nitiavan’Andriamanitra antsika. Loharanom-pahasoavana ho an’ny…