Talata anatin’ny havaloana fankalazana ny Paka
Asa 2, 36-41/ Sal 32/ Joany 20, 11-18 “I Jesoa nofantsihana tamin’ny hazofijaliana iny no nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”. Amin’ny andininy manelanelana ny vakiteny omaly sy androany (and 34) dia mitanisa ny Salamo 109 i Md Lioka, ampahatsiarovany antsika…