Zoma faha-14 mandavan-taona
“Indro aho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia”. Teny tsy misorona, ka izay vonona ny hiaina marina tokoa ny maha-irak’i Kristy azy, dia mahatsapa ny fahamarinan’io teny io, ary miombona anjara amin’ilay Zanak’ondry natolotra ho solo voina ho…