3 janoary : Ny Anarana Masin’i Jesoa
« Amin’ny anaran’i Jesoa dia aoka hilefitra ny lohalika rehetra any an-danitra, ety an-tany sy any ambany; ary aoka hiaiky ny lela rehetra fa i Jesoa Kristy dia Tompo ho voninahitr’Andriamanitra Ray » (Fil 2, 10-11).