Alahady faharoa amin’ny Fiavian’ny Tompo Taona D
Matokia, mifalia fa mpamonjy Andriamanitra. Baroka 5, 1-9 Salamo 125 Filipiana 1, 4-6.8-11 Md Lioka 3,1-6 Amin’ity alahady faharoan’ny Fiaviana ity dia antsoina hanandrana ny hafaliana entin’ilay tonga hamonjy antsika isika. Hafaliana maimaim-poana saingy tsy afaka miaraka amin’izay mety ho…