8 oktobra: Notre Dame du Bon Remède
Mpiaro voalohany ny Fikambanan’ny Trininte Masina Boky Fahendrena 10, 9.13-17 Salamo 30 Galata 4, 4-7 Md Joany 2, 1-11 Ny vakiteny voalohany dia nalaina tao amin’ny Toko fahafolon’ny Boky Fahendrena, izay mitantara ny fitantanan’ny Fahendrena ny Tantaran’izao Tontolo izao, hatrany…