Alahady fahaefatra amin’ny Fiaviana– taona D
Indro tonga ny Mpamonjy. Eo afovoantsika. Ny hafaliana maneno ny fo satria efa akaiky ny Tompo, nanaiky hiara-monina amintsika ny Tompo, dia manosika antsika hitory ny Evanjely : hitantara ny hafaliana amin’ny hafa. Tsy tantara fe tantara anefa izany, fa…