ALAHADY FAHA II KAREMY – Taona D
I Jesoa niova tarehy, taratry ny hasoavana rahatrizay Mamakivaky ny tany efitry ny fiainana isika, no sady manolotra amin’Izy Tompo ny santa-bokatry ny Tany nampanantenaina (Vakiteny I alahahady ID Karemy Det 26,4-10), ary manavao ny finoantsika fa avy Aminy ny…