ZOMA II FIAVIANA
Izaia 48, 17-19 / Sal 1 / Md Matio 11, 16-19 Modely ho antsika i Jesoa, ilay Mpanavotra. Ny hevitry ny hoe Tompo, mpanavotra (גָּאַל ga’al) izay miverina matetika ao amin’ny Bokin’Izaia (omaly koa tao amin’ny toko 41) dia entina…

Izaia 41, 13-20 / Sal 144 / Md Matio 11, 11-15 Ilay Masin’Israely no mpanavotra anao, ilay Masin’Israely no nahary izao tontolo izao. Eo anatrehan’Andriamanitra dia mahatsiaro tena ho tsinontsinona isika: kankana aho fa tsy olona, voahilikilika sy tondroin’ny olona…
Isaia 40, 25-31 / Sal 102 / Md Matio 11, 28-30 Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hiazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy…
Ezekiela 16, 1-15. 60.63/Izaia 12, 2-6 Josoe 24, 1-13 /Salamo 135 Md Matio 19, 3-12 Nahoana i Moizy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy raha toa ka ny fikambanana tanteraka toy ny lamban’akoho ka aina no fetra ny…