Sabotsy I Karemy
“Tiavo ny fahavalonareo”. Ny Levitika (Lev 19,18) dia mandrisika mba hitia ny namana, saingy noho ny fahasarotam-piaro nahazo an’i Israely (Alarobia I Karemy) dia tonga hatramin’ny fankahalana an’ireo izay mety tsy mitovy fisainana aminy ilay “vahoaka voafidy”: hiady amin’ny anaran’i…