Alarobia fanosorana lavenona
Ny fonareo no rovidrovito! Manomboka “fomba kristianina handresena ny ratsy” isika anio. Famaritana tsotra nefa manambara ny hevi-dalina fonosin’ny Karemy izay henontsika amin’ny vavaka fanombohana izany. Inona tokoa moa no antony hanaovana asa fiantrana, vavaka ary fifadian-kanina araka ny Evanjely…