Talata fahadimy mandavan-taona
Ny fampifanarahana ny fomban-drazana sy ny kolontsaina malagasy amin’ny Evanjely dia tsy lalan-tokana azo fintinina amin’ny fampanaraham-bolontany fotsiny. Misy volon-tany mbola mila diovin’ny Evanjely manko. Misy fomba nentim-paharazana sasany tsy mifanaraka akory na tsy mifanaraka tanteraka amin’ny Evanjely, ka tsy…