Alarobia fahefatra mandavan-taona
Tao amin’ny tany nahabe azy i Jesoa, araka ny fitantaran’i Lioka (Lk 4,21-30) dia hoe : gaga tamin’ny fampianarany izy ireo ary vetivety teo anefa dia tafintohina taminy indray. Ny antony nahatonga izany moa dia satria nanao fampianarana vaovao tsy nifanaraka…