2 febroary: Ny nanolorana ny Tompo
40 andro aorian’ny fahaterahana araka ny lalàn’i Moizy (Lv 12, 1-8) dia mila miakatra any an-tempoly ny renin-jaza mba hidio, ary araka ny Boky Eksaody kosa, indrindra ny Eks 34,20 dia mila havotana ny lahimatoa rehetra amin’ny zanaka. Fanahy inian’i Md…