Zoma fahatelo mandavan-taona
Hampamokatra ny Fanjakan’Andriamanitra no iantsoan’Andriamanitra antsika (Mt 21,43). Mitohy ny fampianaran’i Jesoa momba izany fanjakan’ny lanitra izany. Rehefa azontsika fa tsara fo Andriamanitra, ny fitiavany sy ny hatsaram-pony no hiraintsika marain-tsy hariva satria fantatsika fa ny hiadanantsika no sitrapony dia…