Alakamisy fahatelo mandavan-taona
“Moa tonga ve ny jiro mba hapetraka ao ambanin’ny vata famarana na ny farafara?” Ny nampiasan’i Marka ny matoanteny “tonga” fa tsy entina (μήτι ἔρχεται – mèti erchetaiἔρχομαι– erchomai) dia heverina fa entiny hilazana ny jiro manambara ny fiavian’i Kristy,…