Sabotsy manaraka ny Epifania
Nifanditra tamin’ny Jody ny amin’ny fanadiovana (fidiovana) ny mpianatr’i Joany. Ny fidiovana (miqvēh, teny hebrio) moa dia fomban’izy ireo tsy ho fanadiovana ny vatana ihany fa ho fanajana ny fiaraha-monina sady handraisana ny fahasoavana avy amin’Andriamanitra mba handio ka hahafahana…