Talata manaraka ny Epifania
Tia antsika Andriamanitra ka naniraka ny zanany ho sorom-panavotana ho antsika. Izy no tia antsika mialoha mba hahafahantsika mitia toy ny nitiavany antsika. Ny Zanany no Mpisolovava (paraklètos) izany hoe ilay olona tsongoin’olom-bolo, henoin-teny ary miantoka fa tsy hohelohina isika…