21 desambra
Injay ny feon’ny malalako, indry tamy izy miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra, mitsambikina amin’ny havoana. Ilay notiavina no tsindrìn-daona efa tsy maharay lamba miandry ny fihaonana amin’ilay tia azy. Izany no anehoan’ny Tononkira dia Tononkira antsika ny fietseham-pon’ny kristianina miandry ny hihaonany…