8 DESAMBRA: FANKALAZANA AN’I MASINA MARIA NOTORONTORONINA TSY AZON-KELOKA,
Mpiaro Voalohany an’i Madagasikara (1 aogositra 1644 Mgr Pierre Dalmond) Ny fiekentsika an’i Jesoa ho Andriamanitra dia manosika antsika hanaja an’i Masina Maria ho Renin’Andriamanitra, ary Izy no hajaina ho Mpanjakavavy dia satria izy no Reny niteraka an’ilay Mpanjakan’ny Mpanjaka,…