Alahady faharoa amin’ny Fiavian’ny Tompo, Taona D
Matokia, mifalia fa mpamonjy Andriamanitra. Amin’ity alahady faharoan’ny Fiaviana ity dia antsoina hanandrana ny hafaliana entin’ilay tonga hamonjy antsika isika. Hafaliana maimaim-poana saingy tsy afaka miaraka amin’izay mety ho “akanjo fisaonana amam-pahoriana” itafiantsika ka mila hesorina, araka ny henontsika tamin’ny…