SABOTSY I FIAVIANA
Ambaran’ny vavaka fangatahana anio fa ny hanafaka antsika amin’ny toe-pahotana no nahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho nofo, hiara-monina amintsika. Sady hanome antsika ny hanim-piahiahiana sy ny ranom-pahoriana Izy (Vakiteny I), na ny marimarina kokoa, hanome hanina antsika ao anatin’ny fahaterena mampitebiteby (tsar…