Zoma faha-33 mandavan-taona
Efa voasoratra fa ny tranoko dia trano fivavahana, nefa ianareo kosa manao azy ho zoin’ny mpangalatra. Izay mandray ka mivelona amin’ny Teny voasoratra, izany hoe mitsakotsako sy mitelina azy, mandany fotoana mandinika azy, maka fy, maniry te hahafantatra ny heviny…