Talata faha-33 mandavan-taona
Lehiben’ny poblikana ilay Zake (זַכַּי Zakkay, “tsisy fangarony”, raha Zakak no fototeny; “tsy nohadinoina” kosa raha Zakar), lehiben’ireo mamoritra ny vahoaka amin’ny fandoavana ny hetra ho an’ny mpanjana-tany, mpanakarem-be ary any Jerikô izy no nitoetra, any amin’ny toerana heverina fa…