Alatsinainy faha-32 mandavan-taona
Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin’io voaroihazo io hoe: Miongòta, ka mifindrà any anatin’ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy. Ny finoana no hahafahana manongotra ny zavatra mety ho lalim-paka tanteraka, heverina fa efa tsara faniry…