Alahady faha-32 mandavan-taona Taona B
Izay tia mahafoy. Ny fanombohan’ny volana novambra dia fankalazana ny Olomasina rehetra sy fahatsiarovana ireo nodimandry izay tsy afa-misaraka araka ny ambaran’ny Katesizin’ny Fiangonana (KFK 960-962) fa Fiombonan’ny olomasina ny Eglizy satria atambatry ny Eokaristia ho Vatana iray ihany ao…