Alakamisy faha-31 mandavan-taona
Inona no ataon’Andriamanitra amin’ireo olona mandà tsy hiditra ao amin’ny fanasany? Ambaran’i Mikea Mpaminany (Mikea 7, 14-20) fa Andriamanitra mpamela heloka ny Andriamanitr’Israely. Amaranany ny Bokiny ny fangatahana amin’YHWH mba ampiseho amin’i Jakoba ny fahamarinany, ary hampiseho amin’i Abrahama ny…