Alarobia faha-31 mandavan-taona
Tsy mora ny manara-dia an’i Jesoa. Ambarany amintsika androany ny safidy miandry izay te-hanara-dia azy : “izay tsy mitondra ny hazofijaliany sy tsy manaraka ahy dia tsy mety ho Mpianatro” (and. 27). Fa inona ny hazofijaliana tsy maintsy zakaintsika? Ary…