Alatsinainy faha-28 mandavan-taona
[Lioka 11,27-28]- Ny fahasambaran’i Masina Maria dia izay irin’Andriamanitra ho an’ny zanany rehetra. Asain’i Jesoa hanahaka azy koa ilay vehivavy toa velom-pialonana nitsiriritra ny fahasambarany. Ny fahaizan’i Maria nihaino sy nitahiry tao am-pony ny Teny no loharanom-pahasambarany, ary izay rehetra…