8 oktobra: Notre Dame du Bon RemèdeMpiaro voalohany ny Fikambanan’ny Trininte Masina
Ny vakiteny voalohany dia nalaina tao amin’ny Toko fahafolon’ny Boky Fahendrena, izay mitantara ny fitantanan’ny Fahendrena ny Tantaran’izao Tontolo izao, hatrany amin’ny fahariana ka hatramin’ny Eksaody. Ny Fahedrena no nanavotra ny olona nidiran-doza noho ny fahadisoany ihany, ka manoloana ny…