Alakamisy faha-25 mandavan-taona
Ny fihainoana ny fitantarana ireo famantarana nataon’i Jesoa: ny tafio-drifotra nitsahatra (Lk 8, 22-25), ny fanasitranana ilay azon’ny demony (Lk 8,26-39), ny fananganana ho velona ny zanak’i Zaira sy fanasitranana ilay vehivavy nitsi-drà (Lk 8,40-56) no nahavery saina an’i Herôda…