Talata faha-25 mandavan-taona
Ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao te-hihaona aminao. Ambaran’i Lioka fa nampianatra ny vahoaka be i Jesoa (Lk 8,4), ankoatr’ireo izay nanapa-kevitra fa hanaraka Azy, nihaino ny fampianarany, nositraniny ka afaka manompo azy (and. 1-3). Ka inona àry no…