Zoma faha-24 mandavan-taona
Ny Evanjely anio dia manambara amintsika ny tokony ho endriky ny fiangonan’i Kristy sy ny toetran’izay rehetra te hanara-dia azy. Misy zavatra telo avoitran’i Md Lioka ao: 1- Voalohany dia ny fitetezana tanàna, hilazana fa “mivoaka” mandrakariva (Chiesa in uscita)…