Talata faha-24 mandavan-taona
Taorian’ny nahasitranan’ilay zanaky ny Kapiteny, izay efa teo ambavahoanan’ny fahafatesana, dia tohizan’i Lioka ny fampianarany: ny tenin’i Jesoa dia tsy miaro amin’ny fahafatesana fotsiny fa manangana ho velona na dia izay efa maty aza. Mba hilazana ny fandaharan’Andriamanitra izany: manaiky…