Zoma faha-23 mandavan-taona
Mandinika ny Evanjely eo aho dia tonga saina amin’ny lojìka ampiasain’i Jesoa: ny sombim-bozaka dia zavatra mora esorina, fa ahoana kosa no hipetrahan’ny sakamandimby amin’ny maso? δοκός (dokos, poutre) moa no nadika hoe sakamandimby, teny avy amin’ny δέχομαι (dechomai) izay…