Alahady faha-23 mandavan-taona Taona B
Tia tsy manavaka ny Tompo. Ilazao ny mitebiteby fo ataovy hoe: Makà hery, aza matahotra. Inty ny Andriamanitrareo, tamy ny famaliana, ny famalian’Andriamanitra. נָקָם (nāqām) moa dia valifaty ary ny lWmg. (gemoul) kosa ny famaliana, ny valisoa. Ho an’Andriamanitra dia…