Sabotsy faha-22 mandavan-taona
Ny tontolo vaovao noharian’i Jesoa, nolazaintsika omaly [nandroahany ny demony tamin’ny herin’ny Teniny (Lk 4,31nm), nanasitranany ny rafozam-bavin’i Piera mba hahafahany manompo (Lk 4,38snm), nampamokatra ny jono nandamoka nandritra ny alina nataon’ireo mpianatra (Lk 5,1-11), nanasitrana ny boka mba ho…