Zoma faha-22 mandavan-taona
Mialoha ny fitantarana ny Evanjely anio dia miresaka momba ny fiantsoana an’i Levi i Lioka ka nampitany ny fampianaran’i Jesoa fa tsy ny finaritra no mila dokotera fa ny marary, ny mpanota no iarahany mihinana mba hitarihany azy ho amin’ny…