Alakamisy faha-22 mandavan-taona
Iza isika izay irahina? Iza aho? Tsy mora ny mahafantatra ny tena ary tsy azo odian-tsy hita ny vatomisakana amin’ny fandinihan-tena, mahazo ny ankamaroan’ny feon’ny fieritreretana (conscience) maro. Matetika tsy ny Sitrapon’Andriamanitra intsony no enti-mandini-tena fa ny masom-bahoaka sy ny…