Alarobia faha-22 mandavan-taona
Ny tapany voalohany amin’ny Evanjely dia mitantara ny fanasitranana ny rafozam-bavin’i Simôna. Avy nanasitrana ny azon’ny demony maloto tao amin’ny Trano fiangonana i Jesoa, mba hahatonga ny Fiangonana ho trano hiarahan’ny mpino midera ny voninahitr’Andriamanitra nahary azy ireo hitovy endrika…