24 aogositra: Md Bartelemy, Apôstôly
I Bartelemy (Zanaky ny bainga nivadika) no heverin’ny mpandinika maro ho ilay Natanaely (fanomezan’Andriamanitra). Misterin’ny finoana ihany no fonosin’izany anarana izany raha izay no izy, satria ilay fisasaran’ny olombelona hamadika ny bainga no nampamokarin’Andriamanitra ho tonga Apôstôly, haneho ny voninahiny…