Alakamisy faha-18 mandavan-taona
Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Herôda, eo amin’ny toerana ipoiran’ny iray amin’ireo loharano mitambatra ho Ony Jordany, noheverin’ny olona tamin’izany fa fonenan’ny andriamanitra Pan sy Nymphe, izay ninoan’ny olona fa nameno zava-tsoa an’izay niankohoka nitsaoka azy, indrindra amin’ny fanondrahana ny…