06 aogositra: Fankalazana ny niovan’ny Tompo tarehy
Tsy azo sarahina ny fitantarana ny fiekem-pinoan’i Piera izay voafidy ho vato anorenana ny Fiangonana (Mt 16,13-19) sy ny Fiovan’ny Tompo tarehy (Mt 17,1-9) izay lazain’i Matio fa niseho afaka henemana taorian’izay. Ny havaloan’andro lazain’i Lioka dia manampy antsika hahazo…