Alakamisy faha 13 mandavan-taona
Dia niondrana tamin’ny sambokely indray i Jesoa. Ny Fiangonana no sambo iampitany amin’ny tanàna rehetra andalovany. Ireny no tanànany, fonenany satria eo anivon’izay mivory amin’ny Anarany Izy (Mt 18,20). Asa ankininy amin’ny Mpianany ny hitory ny fibebahana sy ny famelan-keloka…