Alatsinainy faha 17 mandavan-taona
Ny Fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny voatsinapy izay nalain’ny olona ka nafafiny tany an-tanimboliny. Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lalivay. Fanoharana no itenenan’i Jesoa satria hanambara ny zavatra izay miafina hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao izy. Zava-miafina ary fanontaniana…