ALAHADY FAHA 16 MANDAVAN-TAONA – Taona B
Andian’ondry eo an-tanan’Andriamanitra isika. Aorian’ny fandinihantsika ny fanirahan’i Jesoa ny Apôstôly hitory ny Evanjely, dia miverina amin’ny toetra tokony hananan’izay mahazo andraikitra amin’ny famahanana ny andian’ondriny ny Vakiteny anio. Ny Vakiteny I dia mampahatsiaro antsika ny tantaran’i Israely izay azo…