Zoma faha 14 mandavan-taona
“Indro aho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia”. Teny tsy misorona, ka izay vonona ny hiaina marina tokoa ny maha irak’i Kristy azy, dia mahatsapa ny fahamarinan’io teny io, ary miombona anjara amin’ilay Zanak’ondry natolotra ho solo voina…