Alakamisy faha 14 mandavan-taona
Antsoin’i Jesoa ny Mpianany dia irahiny. Mialoha ny hanohizana ny fanazavana momba ny fanirahana dia tsara ny mampahatsiaro fa ny ho eo Aminy sy hiara-mitoetra Aminy no iantsoan’i Jesoa antsika voalohany, ary porofom-pitiavana izany (Mk 3,13-14). Izay vao irahiny hitory…