Talata faha 13 mandavan-taona
I Jesoa niondrana an-tsambokely no narahin’ny mpianany. Tsy misy fijanonana ny firosoana ho kristianina fa firosoana hatrany: avy amin’ny fandaozana ny fiainana tsy mifanaraka amin’ny « divay vaovao » dia mizotra mankany amin’ilay « Jerosalema vaovao« , eny am-pita. Izany firosoana izany anefa mety…