ALAHADY FAHA 13 MANDAVAN-TAONA – Taona B
Ny hahavelona antsika no irìn’Andriamanitra Fanirian’ny olombelona ny ho velona mandrakizay, ary na dia “lohasahan-dranomaso fitomaniana” aza no iantsoana ity tany ity, araka ny vavak’i Md Bernard, dia ranomaso foana no iatrehana ny fahafatesan’ny olon-tiana, eny fa na dia ho…